Taninketsa indostrialy mpanodina voanjo ho lasa menaka:Miomana fatratra mialohan’ny hiasan’ny ny ozinina ny any Ambatofinandrahana.

Nisitraka fampiofanana ireo mpikambana mandrafitra ny kaoperativa KOTAMI hanamafisana ny traikefa ananan’izy ireo ho fampandrosoana ny seha-pihariany. Misahana asa fambolena voanjo ho atao menaka ao amin’ny Taninketsa Indostrialy ao Ambatofinandrahana izy ireo. Tsiahivina fa efa vita andrana teknika ireo milina ampiasana ao amin’ity orinasa mandinika any amin’ny Faritra Amoron’i Mania ity.
Sary DPE sy DRICC

Vous aimerez aussi...