Taom-piotazana lavanila 2022-2023
Lavanila maitso milanja 266 taonina no efa nisy mpandray tany amin’ireo Tsena voaara-maso ao anatin’ny Faritra Analanjirofo hatramin’ny omaly Alakamisy 14 Jolay 2022. Tsy latsaky ny 75000Ar ny vidin’ny iray kilao araka ny fepetra noraisina.