Taom-piotazana lavanila maitso

Voahaja ny vidy farany ambany 75000Ar isaky ny kilao tao amin’ny tsenan-davanila maitso ao Bemalamatra Nosiarina, Manakana Ambodiampana sy Mandena Maroamby samy any amin’ny Distrikan’i Sambava Faritra SAVA. Toy izao ny lanjan’ny lavanila lafo tao amin’ireo toerana ireo nandritra ny telo andro voalohany nisokafan’ny taom-piotazana.

Vous aimerez aussi...