Vaovao Songadina avy amin’ny Faritra Bongolova

Entona fandrehitra Vitogaz
Nanao fidinana ifotony tampoka teny anivon’ireo mpanjinjara ENTONA FANDREHITRA VITOGAZ ny Ekipan’ny DRICC BONGOLAVA nijery ny vidin’izany. Tsikaritra fa voahaja hatrany ny vidin’ny entona fandrehitra tena an-toerana : 51 800 Ariary ny 9kg ary 72 000 Ariary ny 12kg.
Marihina ihany koa fa nisy ny fanadihadiana sy fanentanana ireo mpandraharaha voakasik’izany mba hivarotra hatrany ireo kojakoja ilaina amin’ny entona fandrehitra (Fatana, fantsona, fandrehetana…). ho fitsinjovana hatrany ny mpanjifa.
Sary DRICC Bongolava

Vous aimerez aussi...