Vaovaon’ny faritra Matsiatra ambony

Manohy ny fidinana ifotony ny DRICC manara-maso ny famatsiana PPN eny an-tsena. Niakatra ny vidin’ny siramamy. Nilatsaka 50Ar ny vary gasy. Marin-toerana kosa ireo entana hafa ilaina amin’ny fiainana andavanandro.

Vous aimerez aussi...