VARY TSINJO VITA FETY

Fahatongavan’ny Vary Tsinjo any amin’ny Faritra Matsiatra Ambony sy Ihorombe
68 taonina ny Vary Tsinjo andiany voalohany tonga any amin’ny Faritra Matsiatra Ambony. Ho jifain’ny mpanjifa eny an-tsena amin’ny vidiny 600ar isaky ny kapoaka ary 2100ar ny kilao.
35 taonina kosa tonga any amin’ny Faritra Ihorombe hamatsiana ny tanànan’i Ihosy amin’ny vidiny 600ar ihany koa ny kapoaka.
Ho entitra ny fanaraha-maso amin’ny fanajana ireo fepetra rehetra mikasika ny fizarana izany Vary Tsinjo izany.

Vous aimerez aussi...