Vidin’ny vitogaz

“Tsy maintsy midina ny vidin’ny vitogaz, amin’ny alatsinainy”, hoy ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana, Edgard Razafindravahy tany Bongolava androany.

“Tsy voahaja ny teny nifanaovana, fa nampiakatra Samy irery ny Vitogaz.”

Vous aimerez aussi...