VOIN-KAVA MAHATRATRA: mitohy ny fanampiana ireo traboina

Namarana ny herinandro teo ny fanaterana ireo fanampiana avy amin’ny mpandraharaha tsy miankina ho an’ireo traboina, teny amin’ny BNGRC Antanimora. Isan’ireo mbola namaly ny antson’ny Minisitra Edgard Razafindravahy ny Vondron’ny mpandraharaha Malagasy na FIVMPAMA sy ny Antenimieran’ny Varotra sy Indostria Androy.

👉

FIVMPAMA : Vary 50kg

👉

Antenimieran’ny Varotra sy Indostria Androy : Lelavola 300.000ariary

Vous aimerez aussi...