๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐’๐๐ ๐ฌ๐ ๐ข๐ฅ๐ ๐๐๐๐๐๐๐
Tany aminโny ๐ฏ๐ญ๐ด ๐๐บ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ ๐๐๐๐ก๐ข๐ฅ๐ข ๐ป๐ผ ๐ป๐ถ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐ถ๐ฏ๐ฒ๐ปโ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐ฟ๐ถ๐๐ผ๐ฑ๐ผ๐๐ฎ ๐๐๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐๐ taminโny 03 ora maraina teo
. 185 Km/ora ny rivotra entiny izay arahina tafiotra 260 Km/h
. Mikisaka miakandrefana somary Atsimo Andrefana izy ka mahafaka 16 Km/ora.
Hiditra an-tanety anio Sabotsy 05 Febroary 2022
eo anelanelanโny Mahanoro sy Mananjary ary eo anelanelanโny aminโny 01 ora atoandro sy 07 ora hariva izy. Tombanana ho ๐ซ๐ข๐ฏ๐จ๐๐จ๐ณ๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ซ๐ฒ ๐ฏ๐๐ข๐ค๐ hatrany izy aminโizay fotoana izay ka mety hahatratra 175 Km/ora ny rivotra ho entiny. Hiteraka takaitra goavana araka izany i BATSIRAI raha ratsy ny fiomanana. Hamakivaky ny afovoan-tany izy ary vinavinaina hivoaka an-dranomasina any aminโny lakandranonโi Mozambika, any aminโny tapany Atsimonโny faritra MENABE ny Alahady 06 Febroary 2022
.
๐๐ถ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐น๐ผ๐๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐บ๐ถ๐น๐ผ๐ธ๐ผ ๐บ๐ฒ๐ป๐ฎ :
๐๐ถ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐น๐ผ๐๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐น๐ผ๐ธ๐ผ ๐บ๐ฎ๐๐ผ :
๐๐ถ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐น๐ผ๐ธ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ถ๐๐๐ผ :
Hanomboka hahazo toerana ny orambe mialoha azy afaka ora vitsy
.
Ahiana mafy ny tondra-drano noho ny ho fahabetsahanโny rotsakorana
aminโny faritra rehetra ho lalovany, indrindra ny ilany Atsinanana, Atsimo Atsinanana sy ny afovoan-tany.
Ny mpampiasa ranomasina rehetra aminโny morontsiraka manontolo dia iangaviana mba tsy hiandriaka mandrapahalasanโny loza