FARITRA BOENY: Nahitana fiakarana ny tahirim-bary nafarana sy tahirina simenitra

Marin-toerana ny vidin’ny entana ilaina andavanandro afa tsy menaka izay nahitana fiakarana 200ariary isaky ny litatra. “Ny antony dia satria nitombo 2000ariary ny vidin’ny menaka amin’ny jerrycan eny amin’ny mpamongady” hoy ireo mpaninjara sendra ny ekipan’ny DRICC.
Toy izao ny toetry ny vidin’ny entana tsikaritra any amin’ny tsenan’i Mahajanga araka izany.

Vous aimerez aussi...