Fiarovana ny mpanjifa:Vovon-dronono 62 kitapo tsy maintsy nodorana

Sady potehina ny entana no voasazy mandoa lamandy ny tompony. Niroso tamin’ny fanatanterahana izany ny DPC ny Alatsinainy 04 Jolay 2022 lasa teo teny Ampangabe ka nandoro ireo vovon-dronono lany daty. Nanatrika izany ny Ben’ny tanàna sy ny avy amin’ny fokontany ary ny zandary.
Sary DPC

Vous aimerez aussi...