FITSINJARAM-PAHEFANA MISANDRATRA: Mandray anjara mavitrika amin’ny Atrik’asa isam-paritra ny DRICC
Faritra samihafa toa an’Analanjirofo, Bongolava, Melaky ary Ihorombe no manatanteraka ny Atrik’asa mandritra ny roa andro ka hifarana anio 28 Janoary 2022. Fivoriana hamolavolana ny drafitr’asa momba ny Fitsinjaram-pahefana misandratra. Mikaon-doha anatin’izany ireo avy amin’ny fitaleavam-paritra DRICC.