Mankasitraka ny fahatongavan’ny Vary Tsinjo ny mponina eny amin’ny Boriborintany Voalohany sy Fahaenina.

Nidina teny amin’ny Boriboritany voalohany sy fahaenina ny ekipan’ny Minisitera misahana ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana nanaraka ny fitsinjarana ny Vary Tsinjo eny an-tsena. Miara-miasa akaiky amin’ny solombavambahoaka voafidy amin’ireo boriboritany ireo, Andriamanalinarivo Raymond Jocelyn sy Rakotoarimanana Tiana Maxi, ny minisitera amin’ny fanarahana ny fanajan’ireo mpivarotra ny vidin’ny Vary Tsinjo ho 500Ariary ny kapoaka.
« Mahavelombolo ny mponina ny fahatongavan’ny Vary Tsinjo izay manampy betsaka azy ireo amin’ny andavanandrony » hoy ireo Solombavambahoaka.

Vous aimerez aussi...