LATIKA NAREE : Sambo faha-16 mitondra PPN amin’ireo Sambo 20 nambaran’Andriamatoa Filoha

Manomboka anio 2 May 2022 any amin’ny seranan-tsambo Khrisnapatnam, Inde ny fampiakarana Vary Tsinjo 12 000 tonnes hamatsiana mivantana
ny faritra Atsimo, Atsimo Andrefan’i Nosy ary Ihorombe.
Hitondra vary 6000 tonnes izy io ho ao amin’ny seranan-tsambo Ehoala TAOLAGNARO ary 6000 tonnes ho any TULÉAR.
Vinaina ny ho tonga alohan’ny farin’ity volana May ity

Vous aimerez aussi...