Niverina amin’ny laoniny ny famatsiana any Mahanoro

Ny tsenan’i Mahanoro no nanatanteran’ny DRICC Atsinanana ny fidinana ifotony tamin’ny Sabotsy 29 janoary 2022 lasa teo. Hita tamin’izany fa efa niverina amin’ny laoniny ny famatsiana PPN na teo amin’ny vidiny izany na teo amin’ny tahiry. Nisy fiantraikany tany an-toerana mantsy ny fahatapahan’ny lalana RN 44 avy any Ambatondrazaka noho ny fihotsahan’ny tany sy barrière de pluie nandritra ny andro ratsy farany teo ireny. Nentanina koa ny mpivarotra mba samy hametraka ny vidin’ireo entana amidiny sy tsy hanararaotra.
Vary makalioka: 700-750 Ar/kapoaka
Vary gasy: 650-700 Ar/kp
Riz import 25%: 600 Ar/kp Menaka en vrac: 6 400 Ar/L

Vous aimerez aussi...