Vaovaon’ny faritra Alaotra Mangoro: Nomena fiofanana ny kaoperativan’ny mpamokatra legioma sy vary

Isan’ny fanoitra iray lehibe ho amin’ny fampandrosoana isam-paritra ny fandraharahana. Tanjona napetraky ny DRICC Alaotra Mangoro izany nandritra ny fampiofanana an’ireo koperativa misehatra amin’ny famokarana legioma sy vary. Omaly 10 febroary 2022 moa no nanatanterahana izany ka niarahany tamin’ny Antenimieran’ny Varotra sy Indostria sy ny Vondrona TERRA Agricom.
Nampiseho fahavononana feno amin’ny fivoarana sy fandrosoana ho matihanina ireo tantsaha tonga marobe.

Vous aimerez aussi...