Vaovaon’ny faritra Boeny: Nifampiraharaha tamin’ny mpivarotra ny DRICC hitazonana ny vidin’entana ho marin-toerana hatrany

Nanentana mafy ireo mpivarotra any an-toerana sy nifampiraharaha tamin’izy ireo ny mpanara-maso ara-barotra avy amin’ny DRICC Boeny hitazonana ny vidin’entana ilaina andavanandro ho marin-toerana. Zava-dehibe ny fifampitsinjovana eo amin’ny samy mpiara-belona. Ny mpivarotra tsy miditra fatiantoka, ny mpanjifa voaaro manoloana ny vidim-piainana.

Vous aimerez aussi...