Vaovaon’ny faritra Menabe,Boeny,Analanjirofo,Itasy: Fivoaran’ny vidin’entana ilaina andavanandro eny an-tsena vokatry ny fidinana tsy tapaka ataon’ny DRICC manerana ny Nosy

Ho an’ny Faritra Analanjirofo manokana, nisy ny fanentanana teny anivon’ny mpivarotra tao amin’ny Distrikan’i Maroantsetra hanampy ny tahiry ho fitsinjovana ny mpanjifa amin’ny fandalovan’ny rivo-doza DUMAKO.

Vous aimerez aussi...