CCI Ivato: Mitohy androany tontolo andro ny fihaonan’ny Governemanta sy ny Antenimieram-pirenena.

Nentin’ireo solombavambahoaka ny hetahetan’ ny mponina ny @ fanatsarana ny fiainana andavanandrony.
Ho an’ny Minisitra Edgard Razafindravahy dia anio no hanomezany valin-teny sy fanazavana mahakasika ireo fanontaniana niantefa tamin’ny Ministera hatramin’ny omaly.

Vous aimerez aussi...