Mitety faritra, midina ifotony ny Minisitra Edgard Razafindravahy

Ambatolampy: nandrisika ny mpandraharaha hiroso lalina kokoa ny Minisitra.
Manana vokatra mampiavaka azy ny Distrikan’Ambatolampy tahaka ny fiompiana vorona matavy, ny fanamboarana vilany , ny fambolena Vary, ny ovy…
Nisy ny fihaonany tamin’ireo Ben’ny tanàna, ny mpandraharaha, ny tantsaha androany maraina.
Hanampiana amin’ny fanodinana ny vokatra ny fametrahana ny “parc industriel” any an-toerana.
Efa vonona avokoa ny antontan-taratasy rehetra hametrahana izany.

Vous aimerez aussi...