Vaovao songadina avy any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana, Ihorombe, SAVA, Vakinankaratra, Analamanga

Marin-toerana avokoa ny vidin’entana ilaina andavanandro araka ny fidinana tsy tapaka ataon’ny Fitaleavam-paritra (DRICC) eny an-tsena manerana Nosy. Ampy ihany koa ny tahiry rehetra mamatsy ny mponina. Toy izao ny vidin’entana raha ho an’ny Faritra Atsimo Andrefana, Ihorombe, SAVA, Vakinankaratra ary Analamanga

Vous aimerez aussi...