Tsena voaara-maso:Milanja 26 taonina ireo vokatra lavanila lafo ny Sabotsy teo tany SAVA

Ny orinasa Velo Alexis, RTMH ary Autentic Products indray no anisan’ny nividy ny vokatry ny mpamboly tany amin’ireo tsenan-davanila maitso voaara-maso ny Sabotsy 16 Jolay 2022 lasa teo. Tany amin’ny distrikan’i Sambava sy Vohémar no nisian’ny fifampivarotana.
Sary DRICC

Vous aimerez aussi...