VOIN-KAVA MAHATRATRA: manao tohivakana ny fanomezana ho an’ireo traboina
Orinasa tsy miankina hafa miisa efatra indray no niara-nirona nakeny amin’ny
Foiben’ny BNGRC Antanimora androany notarihin’ny Minisitera (MICC).
Orinasa TANAMERA: baoritra misy entana ilaina andavanandro 50 ahitana vary 5 kilao, menaka 1 litatra, savony “barre” 1, siramamy 1 kilao ary sira 1/2 kilao isaky ny baoritra
Orinasa PLANTATION MILLOT: vary 50kg 40 gony, savony 24 isa 100 baoritra
Orinasa TANACREX SARL : lelavola mitentina 1.000.000ariary
Orinasa SASSEBO SARL: vary 10 gony, menaka 4 baoritra